|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Rajaonarivelo Auguste |
| Singan-teny | 2Rajaonarivelo |
| Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Rajaonarivelo Auguste (1890-1957) (Anarana indrana: Auguste Rajon, Astre).
[3.1] 5Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa Auguste Rajon - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe Astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany.. [2.314] |
| Voambolana | 6 Tantara: olona 7 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
8 Angolangolan' ny Tanora 9 Havesatry ny harena 10 Robin' Ikamadonto 11 1933 Bina 12 1958/02/27 Antananarivo miantsena 13 1959 Afon' Antongona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|